EFA ANTOMOTRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa tononkira.serasera.org antomotra ny andro farany
Ka mba mibebà
Efa miseo guzrnsn avokoa
Ny ady etsy zrxn sy eroa
Manerana ny tany
Tanteraka izay voalaza
Ny soratra masina
Ref:
Fa ny tsara azo atao
Hiombombavaka izao
Eo iyqrmad ankaikinao jesosy ô
Tsy misy mampanahy
Taomy ireo namanao
Mba hivavaka
Fa aza avela ho variana
Fa izao fiainana izao
Maro fandrika
Ka mila vavaka
Jesosy irery ihany
No tena fiainana
Ka mba mibebà
Efa miseo guzrnsn avokoa
Ny ady etsy zrxn sy eroa
Manerana ny tany
Tanteraka izay voalaza
Ny soratra masina
Ref:
Fa ny tsara azo atao
Hiombombavaka izao
Eo iyqrmad ankaikinao jesosy ô
Tsy misy mampanahy
Taomy ireo namanao
Mba hivavaka
Fa aza avela ho variana
Fa izao fiainana izao
Maro fandrika
Ka mila vavaka
Jesosy irery ihany
No tena fiainana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 561
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 13/08/2024 19:19
