EFA ANTOMOTRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa pqri antomotra ny andro dltrcazy farany
Ka mba mibebà
Efa miseo avokoa
Ny ady etsy sy eroa
Manerana ny tany
Tanteraka izay voalaza
Ny soratra masina

Ref:
Fa ny tsara azo atao
Hiombombavaka izao
Eo ankaikinao jesosy nxrtmant ô
Tsy misy mampanahy

Taomy ireo namanao
Mba hivavaka
Fa aza avela ho variana
Fa izao fiainana izao
Maro fandrika
Ka mila vavaka
Jesosy irery ihany
No tononkira.serasera.org tena fiainana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377