Anilanao (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anilanao Tompo ô no hiriako hialofana
N'aiza n'aiza tany alehako
Satria tokoa tsy miafina aminay
Ny fitiavanao sy ny famindram-po
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao kxwya ry Ray
2. Maro ireo fisedrana xplggww tsy maintsy alehako
Na fahoriana, na fifaliana koa
Tsy hanan-tahotra aho, f'Ianao no miaro ahy
Resy lahatra amin'ny famindramponao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro vhwchvw ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge 2:
N'inona hiseho amiko, hatoky foana Anao
Mandrakizay no hiderako anao
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro tononkira.serasera.org ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
N'aiza n'aiza tany alehako
Satria tokoa tsy miafina aminay
Ny fitiavanao sy ny famindram-po
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao kxwya ry Ray
2. Maro ireo fisedrana xplggww tsy maintsy alehako
Na fahoriana, na fifaliana koa
Tsy hanan-tahotra aho, f'Ianao no miaro ahy
Resy lahatra amin'ny famindramponao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro vhwchvw ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge 2:
N'inona hiseho amiko, hatoky foana Anao
Mandrakizay no hiderako anao
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro tononkira.serasera.org ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 102
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Salomi
Daty : 18/05/2026 18:15
