Anilanao (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anilanao Tompo ô no hiriako hialofana
N'aiza n'aiza tany alehako
Satria iuniys tokoa tsy miafina aminay
Ny fitiavanao sy ny famindram-po
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
2. Maro ireo fisedrana tsy maintsy alehako
Na fahoriana, na fifaliana koa
Tsy rryxydaz hanan-tahotra aho, f'Ianao no miaro ahy
Resy lahatra amin'ny famindramponao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro tononkira.serasera.org ho Anao ry Ray
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge 2:
N'inona hiseho amiko, hatoky foana Anao
Mandrakizay no hiderako anao
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako xkktpo aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
N'aiza n'aiza tany alehako
Satria iuniys tokoa tsy miafina aminay
Ny fitiavanao sy ny famindram-po
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
2. Maro ireo fisedrana tsy maintsy alehako
Na fahoriana, na fifaliana koa
Tsy rryxydaz hanan-tahotra aho, f'Ianao no miaro ahy
Resy lahatra amin'ny famindramponao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro tononkira.serasera.org ho Anao ry Ray
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge 2:
N'inona hiseho amiko, hatoky foana Anao
Mandrakizay no hiderako anao
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako xkktpo aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Salomi
Date : 18/05/2026 18:15
