Anilanao (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Anilanao Tompo ô no hiriako hialofana
N'aiza abmzwsmf n'aiza tany alehako
Satria tokoa tsy miafina aminay
Ny fitiavanao sy ny famindram-po
Fiverenana:
Fantatro tononkira.serasera.org fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
2. Maro ireo fisedrana tsy maintsy alehako
Na fahoriana, na fifaliana koa
Tsy erdcdw hanan-tahotra aho, f'Ianao no miaro ahy
Resy lahatra amin'ny famindramponao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra zpzqsr amin'ny fitantananao
Bridge 2:
N'inona hiseho amiko, hatoky foana Anao
Mandrakizay no hiderako anao
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
N'aiza abmzwsmf n'aiza tany alehako
Satria tokoa tsy miafina aminay
Ny fitiavanao sy ny famindram-po
Fiverenana:
Fantatro tononkira.serasera.org fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
2. Maro ireo fisedrana tsy maintsy alehako
Na fahoriana, na fifaliana koa
Tsy erdcdw hanan-tahotra aho, f'Ianao no miaro ahy
Resy lahatra amin'ny famindramponao
Bridge:
Ny fiainako sy izay rehetra momba ahy
Atolotro ho Anao ry Ray
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra zpzqsr amin'ny fitantananao
Bridge 2:
N'inona hiseho amiko, hatoky foana Anao
Mandrakizay no hiderako anao
Fiverenana:
Fantatro fa Ianao no afaka miaro ahy
Ami'izay manao ankaso ahy
Mandrakizay no hifikirako aminao
Resy lahatra amin'ny fitantananao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 212
Likes : 0 Like
Created by : Salomi
Date : 18/05/2026 18:15
