ANDEHA HIARA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf.
Andeha hiara-hioby sy hankalaza
Ilay Tompo Mahery sy manan-daza
Ka asandrato mafy ny fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka Tompon'ny fahefana
1. Fa Azy izao tontolo rehetra izao
Hatrany an-danitra sy ety an-tany
Nataony tsara izany rehetra izany
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy asilkz Hira fiderana
Hiventy ny tononkira.serasera.org hosana sy Hira fiderana
2. eucb Andriamanitra Mahery tokoa izy
Sady mahay ny zavatra rehetra
Nataony tsara izao rehetra izao
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira zbbtfyi fiderana
3. He faly ravo ery izany foko
Fa novonjen'i Jesosy Kristy Tompo
Tao anatin'ny aizina be
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Andeha hiara-hioby sy hankalaza
Ilay Tompo Mahery sy manan-daza
Ka asandrato mafy ny fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka Tompon'ny fahefana
1. Fa Azy izao tontolo rehetra izao
Hatrany an-danitra sy ety an-tany
Nataony tsara izany rehetra izany
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy asilkz Hira fiderana
Hiventy ny tononkira.serasera.org hosana sy Hira fiderana
2. eucb Andriamanitra Mahery tokoa izy
Sady mahay ny zavatra rehetra
Nataony tsara izao rehetra izao
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira zbbtfyi fiderana
3. He faly ravo ery izany foko
Fa novonjen'i Jesosy Kristy Tompo
Tao anatin'ny aizina be
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:37
