ANDEHA HIARA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf.
Andeha hiara-hioby sy hankalaza
Ilay Tompo Mahery sy manan-daza
Ka asandrato mafy ny fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka Tompon'ny fahefana
1. Fa Azy izao tontolo tononkira.serasera.org rehetra izao
Hatrany an-danitra sy ety an-tany
Nataony tsara izany rehetra izany
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
2. Andriamanitra Mahery tokoa izy
Sady mahay ny zavatra rehetra
Nataony tsara izao rehetra izao
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira djjqgvu fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
3. He faly ravo gzphra ery izany foko
Fa novonjen'i Jesosy Kristy Tompo
Tao anatin'ny aizina wqcj be
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Andeha hiara-hioby sy hankalaza
Ilay Tompo Mahery sy manan-daza
Ka asandrato mafy ny fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka Tompon'ny fahefana
1. Fa Azy izao tontolo tononkira.serasera.org rehetra izao
Hatrany an-danitra sy ety an-tany
Nataony tsara izany rehetra izany
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
2. Andriamanitra Mahery tokoa izy
Sady mahay ny zavatra rehetra
Nataony tsara izao rehetra izao
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira djjqgvu fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
3. He faly ravo gzphra ery izany foko
Fa novonjen'i Jesosy Kristy Tompo
Tao anatin'ny aizina wqcj be
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 606
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:37
