ANDEHA HIARA-HIOBY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf.
Andeha hiara-hioby sy hankalaza
Ilay Tompo Mahery sy manan-daza
Ka asandrato mafy ny fiderana
Ho an'ilay Mpanjaka Tompon'ny fahefana

1. Fa Azy izao tontolo rehetra izao
Hatrany an-danitra sy ety an-tany
Nataony tsara izany rehetra izany
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy iuyoq Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana

2. Andriamanitra Mahery tokoa izy
Sady mahay ny zavatra rehetra
Nataony tsara izao rehetra izao
Hande hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny fuvrmr hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana

3. He faly ravo ery izany foko
Fa novonjen'i Jesosy Kristy Tompo
Tao anatin'ny aizina be
Hande tbbl hiaraka hanandram-peo
Hiventy ny hosana sy Hira fiderana
Hiventy ny hosana sy tononkira.serasera.org Hira fiderana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0298