Tia anao ny Tompo (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ry very saina mitomany
Mitràkaha fa Jesosy tia anao
Ny adim-piainanao androany
Efa hainy sy fnpue fantany.
Ref : Ny tanany mitsotra ho anao hatrany
Ny fony efa misokatra hatrizay
tononkira.serasera.org Indrisy anefa ianao no yajrso toa variana
Ny mitanisa ny adim-piainanao hatrizay.
2 – Ny adin-tsaina hakiviana
Avelao fa mandreraka anao
Soloy finoana ho fanohitra
Kristy Tompo mijery ahy.
** Tia anao xkmfi ny Tompo **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 118
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:07