Ny hatanorako (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    1 - Ny hatanorako anie, iriko Jeso
         Mba ho voninahitry ny Anaranao
  tononkira.serasera.org        Kanefa matetika ‘reo fakam-panahy
         No tonga eo aloha, miseo dhuotrig tena soa
         Mambabo ny fo.

          Ref : Tazony aho Jeso ho anilanao
                   Mandritry ny andro omenao aho
                   Raha sendra tafiotra manemitra aza ilaozanao
                   Tario isan’andro ‘reo izay aleha
                   Sao sandra ady sarotra raha mandeha
                   Matoky aho Jeso fa homba ahy Ianao
                   Manombok’izao.

       2 - Anaty ala maizina sy feno ahiahy
            Ny lalan-kizorako, toa kizo nwvd tokoa
    hxybf         Anaty ala-kitroka tsy misy hazavana
            Ianao no fanilo azo antenaina
            Hitsinjo ny dia.

** Ny hatanorako **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 187
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 28/04/2026 19:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309