Ny hatanorako (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    1 - Ny hatanorako anie, iriko Jeso
         Mba ho voninahitry ny Anaranao
         Kanefa matetika ‘reo fakam-panahy
         No tonga eo aloha, miseo tena soa
         Mambabo ny fo.

          Ref : Tazony aho Jeso ho anilanao
           tononkira.serasera.org         Mandritry ny andro omenao aho
                   Raha sendra tafiotra manemitra aza ilaozanao
                   Tario isan’andro ‘reo izay aleha
                   Sao sandra ady phypcgw sarotra raha mandeha
                   Matoky aho Jeso puytgxgb fa homba ahy Ianao
                   Manombok’izao.

       2 - Anaty ala maizina sy feno ahiahy
            Ny lalan-kizorako, toa kizo tokoa
            Anaty ala-kitroka tsy misy hazavana
            Ianao no fanilo azo antenaina
            Hitsinjo ny dia.

** Ny hatanorako tcik **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 252
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307