Ny hatanorako (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    1 - Ny hatanorako anie, iriko Jeso
   frakkxas       Mba ho voninahitry ny Anaranao
         Kanefa matetika ‘reo fakam-panahy
         No tonga eo aloha, miseo tena soa
         Mambabo ny fo.

          Ref : Tazony aho Jeso ho anilanao
                   Mandritry ny andro omenao aho
          kkxij          Raha sendra tafiotra manemitra aza ilaozanao
                  tononkira.serasera.org  Tario isan’andro ‘reo izay aleha
                   Sao sandra ady sarotra raha mandeha
                   Matoky aho Jeso fa homba ahy Ianao
                   Manombok’izao.

       2 - Anaty ala maizina sy feno ahiahy
  nakpepz           Ny lalan-kizorako, toa kizo tokoa
            Anaty ala-kitroka tsy misy hazavana
            Ianao no fanilo azo antenaina
            Hitsinjo ny dia.

** Ny hatanorako **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Visites : 188
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 28/04/2026 19:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0364