Ny ady ety (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mahaketraka ghsh ny ady ety Tompo o!
Fahavalo maro no misopatra
Efa mila tsy ho tantinay Tompo o!
Avia manampia anay.
Ref : Na mihorohoro aza ny ao am-po Tompo o!
Tsy hatahotra ny loza aho satria manana Anao
Tsapako fa eo ambany elatrao aho
Ka mizotra bqqucrpt tsy amin’ahiahy.
2- tononkira.serasera.org Andro, alina wkrmus no hiantsoako Anao Tompo tia o!
Aza avelanao angahiahy ‘zahay
Asa marobe nampetrakao aminay
Avia manampia anay.
** Ny ady ety **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 176
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:03