Ny ady ety (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mahaketraka ny ady ety Tompo o!
Fahavalo maro no misopatra
Efa mila tsy ho tantinay Tompo o!
Avia manampia anay.
Ref : Na mihorohoro aza ny ao am-po Tompo o!
Tsy hatahotra ny loza aho satria manana Anao
Tsapako fa eo ambany elatrao aho
apgeizj Ka mizotra tsy amin’ahiahy.
2- Andro, alina no hiantsoako Anao Tompo tia o!
Aza avelanao angahiahy cmhwgh ‘zahay
tononkira.serasera.org Asa marobe nampetrakao aminay
kpeylgf Avia manampia anay.
** Ny ady ety **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 177
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 14:03