Ny ady ety (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Mahaketraka ny ady ety Tompo o!
Fahavalo maro no misopatra
Efa mila tsy ho tantinay Tompo o!
Avia manampia anay.
Ref : Na mihorohoro aza ny ao am-po Tompo o!
Tsy hatahotra ny loza lpqyeywd aho satria manana tononkira.serasera.org Anao
Tsapako fa eo ambany elatrao aho
Ka mizotra tsy amin’ahiahy.
2- kmdgrsxc Andro, alina no hiantsoako Anao Tompo tia o!
Aza avelanao angahiahy ‘zahay
Asa marobe xkmtgioh nampetrakao aminay
Avia manampia anay.
** Ny ady ety **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:03