Manaova asa am-pitiavana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsy ho very sanatria na ho foana
Ny hanaovana ny asa fanompoana
Fa hananana fanantenana hoe:
Hanana anjara any tononkira.serasera.org wgejdf an-danitra
fqulc Aza mihemotra fa mirosoa foana
N’inon’olana miseho anoloana
Aza kivy mitrakaha
Andriamanitra no momba anao.
2 cgvt - Mazotoa, manaova asam-pitiavana
Mirosoa amin’ny lalina ianao
Ekeo antsitram-po ny baikon’i Jesosy
Fa ho azonao ny satroboninahitra.
** Manaova asa am-pitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 158
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 13:25