Fitiavana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fitiavana no natolotrao
Fitiavana tsy mba voavidy
Fa nafoinao hatramin’ny ainao
Ry Jesosy o! Mpamonjy tia.
Ref : Tsy mendrika aho ny handray Anao
tononkira.serasera.org Nefa mba maniry ny hovonjenao
sbdiruoo Mifona aminao ity mpanota
Raiso Tompo o! mba avelao.
miwbr pozdktz 2 - Mafy Tompo o! ny niaretanao
Kapoka sy latsa maharary
No setrin’ilay fitiavanao
Ka namonjenao anay mpanota.
** Fitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
Fitiavana tsy mba voavidy
Fa nafoinao hatramin’ny ainao
Ry Jesosy o! Mpamonjy tia.
Ref : Tsy mendrika aho ny handray Anao
tononkira.serasera.org Nefa mba maniry ny hovonjenao
sbdiruoo Mifona aminao ity mpanota
Raiso Tompo o! mba avelao.
miwbr pozdktz 2 - Mafy Tompo o! ny niaretanao
Kapoka sy latsa maharary
No setrin’ilay fitiavanao
Ka namonjenao anay mpanota.
** Fitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 133
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:01
