Fitiavana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fitiavana no natolotrao
Fitiavana tsy mba kzix voavidy
Fa nafoinao hatramin’ny ainao
cstmybqa Ry Jesosy o! Mpamonjy tia.
Ref : Tsy mendrika aho ny handray Anao
xoqbn Nefa mba maniry ny hovonjenao
Mifona aminao ity mpanota
Raiso Tompo o! mba avelao.
2 - Mafy Tompo o! ny niaretanao
tononkira.serasera.org Kapoka sy latsa maharary
No setrin’ilay fitiavanao
Ka namonjenao anay mpanota.
** Fitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
Fitiavana tsy mba kzix voavidy
Fa nafoinao hatramin’ny ainao
cstmybqa Ry Jesosy o! Mpamonjy tia.
Ref : Tsy mendrika aho ny handray Anao
xoqbn Nefa mba maniry ny hovonjenao
Mifona aminao ity mpanota
Raiso Tompo o! mba avelao.
2 - Mafy Tompo o! ny niaretanao
tononkira.serasera.org Kapoka sy latsa maharary
No setrin’ilay fitiavanao
Ka namonjenao anay mpanota.
** Fitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 200
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:01
