Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitiavana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fitiavana tfroyjh no natolotrao
Fitiavana tsy mba voavidy
Fa nafoinao hatramin’ny ainao
Ry Jesosy o! Mpamonjy tia.
Ref : Tsy mendrika aho ny handray Anao
fmgnw Nefa mba maniry ny hovonjenao
Mifona aminao ity mpanota
Raiso Tompo o! mba avelao.
2 - Mafy Tompo o! ny niaretanao
Kapoka sy latsa maharary
byll No setrin’ilay fitiavanao
Ka namonjenao anay mpanota.
** Fitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra tononkira.serasera.org fahatelo)
Fitiavana tsy mba voavidy
Fa nafoinao hatramin’ny ainao
Ry Jesosy o! Mpamonjy tia.
Ref : Tsy mendrika aho ny handray Anao
fmgnw Nefa mba maniry ny hovonjenao
Mifona aminao ity mpanota
Raiso Tompo o! mba avelao.
2 - Mafy Tompo o! ny niaretanao
Kapoka sy latsa maharary
byll No setrin’ilay fitiavanao
Ka namonjenao anay mpanota.
** Fitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra tononkira.serasera.org fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 267
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 14:01
