Aza maika (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – 3x (Aza maika) ny hanamari-tena
Fa sao misy ihany fiainana mbola tsy mety e!
tononkira.serasera.org Mba diniho aloha izay ataonao
Sao madio ivelany ihany kanefa ao anaty
anhuk Feno ny fankahalana
Ref : 3x (Saino tsara aloha) izay tokony hatao
2x (Saino tsara aloha) mba jereo tokoa
Ny andry amin’ny masonao
3x (Mbola nofo ianao)
Nofo ka mety mania
2 – Ny eto an-tany, tany ihany
Mifangaro ao ny zava-drehetra na tsara na ratsy
Izany no fiainana an-tany e!
‘Zay milaza tsy nanota, dia efa latsaka
rxsg Anatin’ny fandrika ataon’ny satana
Fiainana tsy mety, diso e!
** Aza tjkxsxyj maika **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 228
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 07/05/2026 17:35