Andriamantra Ray tsy manavaka (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Andriamanitra Ray tsy manavaka
Isan’andro mizara fitiavana ho anao
Ho anao sy ho ahy
tononkira.serasera.org Mijery sy maneho fitia ho anao.
2 – Tsy mijery saranga ny fitafiana
Tsy manavaka foko na fihaviana Izy io
Fa tia dia tia
jnquqokb Mahari-po tsy miova koa fa tia.
Ref : Ny zanany natolony mba hisolo-voina anao
Fitiavana, nalatsa-dra hanadio ny otanao
Tsy sitrany ho very izay eo am-pelatanany
Anjaranao no mihezaka, mba ho tena mendrika.
** Andriamantra Ray tsy manavaka **AFA ixzb F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra olmu fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 189
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:59