Andriamantra Ray tsy manavaka (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Andriamanitra Ray tsy manavakaIsan’andro mizara fitiavana ho anao
Ho anao sy ho ahy
Mijery sy maneho fitia ho anao.
2 – Tsy mijery saranga ny fitafiana
Tsy manavaka foko na fihaviana Izy io
Fa tia dia tia
Mahari-po tsy miova koa fa tia.
Ref : Ny zanany natolony mba hisolo-voina anao
Fitiavana, nalatsa-dra hanadio ny otanao
Tsy sitrany ho very izay eo am-pelatanany
Anjaranao no mihezaka, mba ho tena mendrika.
** Andriamantra Ray tsy manavaka **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 17
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:59
