Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andriamantra Ray tsy manavaka (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Andriamanitra Ray tsy manavaka
Isan’andro mizara fitiavana ho anao
tononkira.serasera.org gqth Ho anao sy ho ahy
Mijery sy maneho fitia ho anao.
wbwtwti 2 – Tsy mijery saranga ny fitafiana
Tsy manavaka foko na fihaviana Izy io
Fa tia dia tia
fmzpq Mahari-po tsy miova koa fa tia.
Ref : Ny zanany natolony mba hisolo-voina anao
Fitiavana, nalatsa-dra hanadio ny otanao
Tsy sitrany ho very izay eo am-pelatanany
Anjaranao no mihezaka, mba ho tena mendrika.
** Andriamantra Ray tsy manavaka **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 108
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:59