Ampianaro (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    1 – Ampianaro mba hitia ny namanay
      leydbkd     Fa izany no Didy napetrakao
          Ka omeo fo madio tsy mialona
        tononkira.serasera.org   Fa hanao izay sitrakao ‘zahay.

   Ref : Efa maro ny ota vitanay
           Mampisaraka Aminao
          edkvft  Ka mifona ary mitalaho
           Ny otanay hatrizay avelao ry Ray.

          
   2 –  Aza avela andeha irery ny mpanomponao
         Fa tafionao ny hery fiarovana
         Maro ny fahavalo te handavo anay
         Tsy vesy izany raha tsy eo Ianao.

** Ampianaro **AFA F3 wpurn FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 228
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.24