TENA SAMBATRA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena sambatra Jesosy o
Manana anao mpiahy
Ny alon-drano sy tafiotra
Eo idsau anilanao dia tony sy milamina
Toa misosa moramora
Izany sambokelim-piainako
Ianao no kapiteniko
Azo antoka ny tanjona
Tsy atahorako jnbqg ny onja
Na ny haram-bato koa
Fa ianao no mibaiko
Sy manoro izay hombanay mialoha ahy ianao
zkil tononkira.serasera.org AFA
Manana anao mpiahy
Ny alon-drano sy tafiotra
Eo idsau anilanao dia tony sy milamina
Toa misosa moramora
Izany sambokelim-piainako
Ianao no kapiteniko
Azo antoka ny tanjona
Tsy atahorako jnbqg ny onja
Na ny haram-bato koa
Fa ianao no mibaiko
Sy manoro izay hombanay mialoha ahy ianao
zkil tononkira.serasera.org AFA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 2086
Likes : 0 Like
Created by : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 12:20
