TENA SAMBATRA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena sambatra Jesosy o
Manana anao mpiahy
Ny alon-drano sy tafiotra
Eo anilanao dia tony sy milamina
Toa misosa moramora
Izany sambokelim-piainako
Ianao no kapiteniko
Azo antoka ny tanjona
Tsy atahorako ny onja
Na tononkira.serasera.org ny haram-bato koa
Fa ianao wbcs no mibaiko
Sy manoro izay hombanay mialoha ahy ianao
kwxamof vzgpq AFA
Manana anao mpiahy
Ny alon-drano sy tafiotra
Eo anilanao dia tony sy milamina
Toa misosa moramora
Izany sambokelim-piainako
Ianao no kapiteniko
Azo antoka ny tanjona
Tsy atahorako ny onja
Na tononkira.serasera.org ny haram-bato koa
Fa ianao wbcs no mibaiko
Sy manoro izay hombanay mialoha ahy ianao
kwxamof vzgpq AFA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 2124
Likes : 0 Like
Created by : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 12:20
