TENA SAMBATRA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena sambatra Jesosy o
Manana anao mpiahy
Ny alon-drano sy tafiotra
Eo elpzb anilanao dia tony dprgsrxt sy milamina
Toa misosa moramora
Izany sambokelim-piainako
Ianao no kapiteniko
Azo antoka ny tanjona
Tsy atahorako ny onja
Na ny haram-bato koa
Fa ianao no mibaiko
Sy manoro izay hombanay mialoha ahy ianao
tononkira.serasera.org jkyezvfh AFA
Manana anao mpiahy
Ny alon-drano sy tafiotra
Eo elpzb anilanao dia tony dprgsrxt sy milamina
Toa misosa moramora
Izany sambokelim-piainako
Ianao no kapiteniko
Azo antoka ny tanjona
Tsy atahorako ny onja
Na ny haram-bato koa
Fa ianao no mibaiko
Sy manoro izay hombanay mialoha ahy ianao
tononkira.serasera.org jkyezvfh AFA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 2122
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 12:20
