Tambatra fifankatiavana (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Duo) Raha mifankatia isika dia ao Kristy
Mitoetra anatintsika ny fitiavany
Izay no ahafantarana fa mpianany tokoa
Koa meteza re andeha dlfpqaui hifankatia
(Choeur)Fifankatiavana io no didy lehibe
Fifankatiavana izay no hafatra ho anareo
Ka izay fitia miorina ao @ Kristy
No haharitra ho mandrakizay x2
2- Hiara-dalana hifampitantana
Haneho fifankatiavana hahe
(Solo homme) Izaho sy ianao samy zanak'Andriamanitra
Nomena malalaka hiaina eto an-tany tononkira.serasera.org
Izaho sy ianao voafidin'Andriamanitra
Hitory ny fitiavany
Hiara-dalana...
3- gcupqri Ny fiainana an-tany, mandalo ihany
Fotoana voafetra no hiainana ety
Ny tsara ho antsika, ny firaisankina
Ho sambatra isika raha mifankatia x3

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 627
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 24/08/2023 06:53