Mino aho (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy haiko tanisaina ny fitiavaNao ahy
Ny fiainako tontolo feno Anao Jesosy rnac ô
Raha misy aza sedra anaty fiainako ao dia jrhzekh
Matoky aho fa eo Ianao

Ref: (solo) Fa fantatrao ny momba ahy
(choeur) Ny vetsovetso anatiko ao
(solo) Mino aho fa izay atolotrAo
(choeur) Dia mahasoa ny fiainako
Fohanako ny ahiahy tononkira.serasera.org
Mino aho fa izay ombako eo Ianao

2- Ny fiainan-danitra efa nomeNao ahy
Efa voaomana izay khap hitoerako any
Ho eo anilaNao ho lavitry ny ankaso
Ho faly sy hiadam-po.

Ref : Fa fantatrao ny momba ahy ...  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Vangy : 865
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 07:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354