Mino aho (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy haiko tanisaina ny fitiavaNao ahy
Ny fiainako tontolo feno Anao Jesosy ô
Raha misy aza sedra anaty fiainako ao dia
Matoky aho fa eo Ianao

Ref: (solo) Fa fantatrao ny momba ahy
(choeur) Ny vetsovetso anatiko ao
(solo) Mino aho tononkira.serasera.org fa izay atolotrAo
(choeur) Dia mahasoa ny fiainako
Fohanako ny ahiahy
Mino aho psnvwn fa izay ombako eo Ianao

2- ouysobd Ny fiainan-danitra efa nomeNao ahy
Efa voaomana izay hitoerako any
Ho eo anilaNao ho lavitry ny ankaso
Ho faly sy fpyvvgkp hiadam-po.

Ref : Fa fantatrao ny momba ahy ...  

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Hits : 868
Likes : 0 Like
Created by : Randria7
Date : 24/08/2023 07:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314