Mino aho (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsy haiko tanisaina ny fitiavaNao ahy
Ny fiainako tontolo feno Anao tononkira.serasera.org Jesosy ô
Raha misy aza sedra anaty fiainako ao dia
Matoky aho fa eo Ianao
Ref: (solo) Fa fantatrao ny momba ahy mplfcbq
(choeur) Ny vetsovetso anatiko ao
(solo) Mino aho fa izay atolotrAo
(choeur) Dia mahasoa ny fiainako
Fohanako ny ahiahy
Mino aho fa izay ombako eo Ianao
2- Ny fiainan-danitra efa nomeNao ahy
Efa voaomana izay hitoerako any
Ho nsmnqo eo anilaNao fgjd ho lavitry ny ankaso
Ho faly sy hiadam-po.
Ref : Fa fantatrao ny momba ahy ...
Ny fiainako tontolo feno Anao tononkira.serasera.org Jesosy ô
Raha misy aza sedra anaty fiainako ao dia
Matoky aho fa eo Ianao
Ref: (solo) Fa fantatrao ny momba ahy mplfcbq
(choeur) Ny vetsovetso anatiko ao
(solo) Mino aho fa izay atolotrAo
(choeur) Dia mahasoa ny fiainako
Fohanako ny ahiahy
Mino aho fa izay ombako eo Ianao
2- Ny fiainan-danitra efa nomeNao ahy
Efa voaomana izay hitoerako any
Ho nsmnqo eo anilaNao fgjd ho lavitry ny ankaso
Ho faly sy hiadam-po.
Ref : Fa fantatrao ny momba ahy ...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 900
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Randria7
Date : 24/08/2023 07:43
