Ampidiro aloha ny tenimiafina
Trompetra volafotsy (A.SA.FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao isika hidera ny Ray
Fa tsara tononkira.serasera.org izy oshc zqapqxc hatrizay
Ary ho mandrakizay
Ny herim-pahefana
Efa nomeny ojgs anao
Hampandresy ka ihaino sy ampiasao
Koa aza mitanondri-dava
Ny rahona hisava.
Fa tsara tononkira.serasera.org izy oshc zqapqxc hatrizay
Ary ho mandrakizay
Ny herim-pahefana
Efa nomeny ojgs anao
Hampandresy ka ihaino sy ampiasao
Koa aza mitanondri-dava
Ny rahona hisava.
--------
Link:
Comments
fredkwel
(
02/06/2016 14:29)
Fa nga tsy mety
fredkwel
(
02/06/2016 14:35)
Mety e
