ENY (A.SA.FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry wjlvqhxe Tompo mpamonjiko
Inty aho izao
Tarito ny tongotro
Hanaraka Anao
Lay antso efa ela
Injany re fa henoko
Mitady ahy tsy ho tavela
Ry Tompo o! Ekeko

Fiv: reopnzq Tsy hamilafila, na hampiandry kely
Tsy hiteny hoe tsy mila
Tsy hanohitra velively.
Ny lalanao Tompo, arahiko ombieny
Fa babonao ny foko
Ny teniko dia ENY.

Fitiavanao tononkira.serasera.org ahy tsy misy rvxozur ohatr'izany
Tsy mampiahiahy,mitoeta hatrany
Ndraindray aho variana
Dia indro ianao fa tamy
Miteny hoe aza sondriana
Ry tiako sady mamy.

Fiv: Tsy hamilafila...
Ny lalanao Tompo o! Arahiko ombieny
Fa babonao ny foko, ny teniko dia ENY.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : A.SA.FI
Visites : 2511
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tinofenohasina
Date : 05/11/2017 20:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515