sami FJKM ITAOSY

Envoyé par feotsotrakoto
28/02/2025 08:40
Les chansons de sami FJKM ITAOSY 128 Cliquer ici
Visites : 373
Préférés : 0 J'aime

Plus d'info

Ny SAMI FJKM Itaosy dia fikamban'ny ankizy sekoly alahady eto amin'ny FJKM taosy ka nisafidy ny hitory ny filaznatsaran'i Jesoa amin'ny alalan'ny hira.Niforona tamin'ny volana Jona 1983 izy io ary mbola eo amperin'asa hatramin'izao ary ny sekoly alahady FJKM iItaosy no nanangana azy ,misy mpikambana misa 90 eoeo ary mihira ao anatin'ny fanompoampiavahana isaky ny Alahady ao anatin'ny fidirana faharoa,manana hira miisa 140 izahay amin'izao ary Andriamatoa ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto no tena anisn'ny mpamorona ny hirany

Commentaires sur sami FJKM ITAOSY

hery (04/03/2025 18:09)
Tsy efa namoaka CD ve ianareo amin'ireto hira bobaka be ireto? :-)
Mba andefaso sombiny mp3 hapetraka eto.

Les chansons de sami FJKM ITAOSY (128)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094