afoiko daolo (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ohmap 1-Misaotra anao ry Ray fa mbola nomenao indray
Tombon’andro iainanay,ka tononkira.serasera.org hiasa ho anao izahay

2– Ankinina aminao izay rehetra mbola atao
Fa sarotra anie ry Ray ny lalana   ny lalana alehanay
REF :
Ny fiainako manontolo dia afoiko daolo mba
Hanaovana ny asanao ry Tompo ô!
Na bzrkqhbv sarotra ny dia ,mety hiatra aman’aina
Ny hihemotra kosa ry Ray  ô! sanatria

                              A . fiyvrlkm Hery Razanakoto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 628
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322