ankinina aminao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:Tompo ô tsy takatry ny saina anie‘zay rehetra mbola alahatrao ety
Koa ankinina aminao anie izay atao
Mba hoheniky ny fahasoavanao
1-Ny fiainanayankinina aminao satria
Marobe ny fahavalonay
Nefa tsy mahatahotr’izahay
Satria mianinkina Aminao ê!
2-Ny andraikitray ankinina aminao satria
Marobe ny adidinay ety
Mahatoky fa ho vitanay
Satria miankina Aminao ê!
3-Ny fianaranay ankinina aminao satrai
Marobe sy sarotra tokoa
Manantena ny hotafita soa
Satria miankina Aminao ê!
A.Hery Razanakoto (19/03/81)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 266
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:49
