ao anatinay (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Indro havaoziko anio'lay jzykza fanolorantenanay
Mba ho mpianatrao Jesoa n'aiza n'aiza aleha
N'inon'inona atao , hiezaka tokoa izahay
Mba haneho fa Ianao Jesoa gcyxzv no ao anatinay
2-Ambaranay tokoa Jesoa ny antony hahavelomanay
Dia ho mpianatrao tokoa raha mbola miaina koa

Mba haneho fa Ianao Jesoa no ao btjfgf anatinay
REF :
Ka na maro aza ireo ady sarotra
Toa tsy vitsy koa tononkira.serasera.org ireo mitady hanenjika
Tsy hahasakana anay ny hitory ny filazantsaranao Jesoa
Fa vao maika hanosika anay hitory Anao
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 382
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 05/03/2025 08:24