ampianaro aho (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF:
Ampianaro aho mba hahay hanisa qsjhhwbq ny androko sisa
Mba ahazoako flequzxa tokoa ilay fo hendry avy aminao
Ka hanompo anao Jesoa tia  no tena faniriako
Amin’ny andro izay mbola omenao iainako

1-Ka aza tononkira.serasera.org avelanao hatoky tena
Raha hanao ny asanao Jesoa
Fa ataovy hahay hanankina izany  aminao
Ianao irery tokoa no azo itokiana
Ô!ô!ô! Mba hitantana tokoa ny asanao ataonay ety

2-Ka aza avelanao handeha irery
Raha sendra ady sarotra
Fa ataovy hahay hanaiky izay sitrakao
Ianao irery tokoa no azo itokiana
Ô!ô!ô! Mba hitantana tokoa ireo ady hatrehanay

              fzyuo                  A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSY
Vangy : 522
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 28/02/2025 08:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8374