sami FJKM ITAOSY
All photos...
Submitted by feotsotrakoto 28/02/2025 08:40
sami FJKM ITAOSY's song 128 Click here
Hits : 371
Likes : 0 Like
More info
Ny SAMI FJKM Itaosy dia fikamban'ny ankizy sekoly alahady eto amin'ny FJKM taosy ka nisafidy ny hitory ny filaznatsaran'i Jesoa amin'ny alalan'ny hira.Niforona tamin'ny volana Jona 1983 izy io ary mbola eo amperin'asa hatramin'izao ary ny sekoly alahady FJKM iItaosy no nanangana azy ,misy mpikambana misa 90 eoeo ary mihira ao anatin'ny fanompoampiavahana isaky ny Alahady ao anatin'ny fidirana faharoa,manana hira miisa 140 izahay amin'izao ary Andriamatoa ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto no tena anisn'ny mpamorona ny hiranyComments about sami FJKM ITAOSY
hery (04/03/2025 18:09)
Tsy efa namoaka CD ve ianareo amin'ireto hira bobaka be ireto? :-)
Mba andefaso sombiny mp3 hapetraka eto.
Mba andefaso sombiny mp3 hapetraka eto.
