Ampidiro aloha ny tenimiafina
aina no fetra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ray fitiavana ianao,nanambatra anay mba ho iray
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Ny tokatrano fihafiana ,nefa mino izahay
Fa Ianao Ray no irianay mba hitantana ny dia
2-Raha tojo fifaliana ,raha sendra ireo fitsikiana
Aza avelanao ho variana , fa hisaotra Anao Ray
Raha sendra ny fahoriana ,na koa ny hakiviana
Aza avela hiady irery fa mba ampio re tononkira.serasera.org 'zahay
REF :
Ny fanekena izay ataonay anio
Dia ho sarobidy anie , ho soa sy madio
Aina heijr no fetran'ny bjlkp fitiavanay ka
Ho iray tokoa , ho iray tokoa mandrakizay
ANDRIAMIZAKA Hery qotv Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 351
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 05/03/2025 08:14