BOKIN-KIRA FIDERANA

Nampiditra mbahoirayihanyizyrehetra
10/04/2016 08:16
Hiran'i BOKIN-KIRA FIDERANA 37 Jereo eto
Vangy : 2453
Mpankafy : 0 Ankafizo
Isaorana Jesosy, Isaorana ihany koa isika mpamoron-kira nomen'Andriamanitra talenta, Fa tonga sakafom-panahy ho an'ny mpino, eny na dia ny vahoaka rehetra eny an-dalambe sy eny amin'ny fiaraha-monina koa aza dia manovo hery amin'ny alalan'ny tonon-kira noforontsika mpihira. IZany indrindra no anolorana etoana ireto tonon-kira ireto. Noraketina ho bokin-kira fiderana.

Hevitra momba an'i BOKIN-KIRA FIDERANA

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i BOKIN-KIRA FIDERANA (37)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111