You are here: home > Tononkira > BOKIN-KIRA FIDERANA

Ambony indrindra (BOKIN-KIRA FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/ambony-indrindra

1.
Aminao Ray Mpiahy Avo indrindra
no anandratanay ny feonay
Feo miaiky mahatsapa
ary Aminao tokoa fa lanao no niaro anay
Fiainana, làlana ho an'izay mino ety
Tsy misy sambatra tsy ao Aminao Tompo tia.

Fiv.
Ray ô! Maniry ny hitoetra eo Aminao izahay
Fa Ianao manome fahasambarana mandrakizay, lzay tianay
Dia ny fahenTsiky dia ampydrena, fahalalana marina,
lzay atolotrao ho anay hiainanay;
Tsy misy faniriana hafa tsara noho izany,
Satria Io no ambony indrindra izay hanazava anay.


2.
F'izay sambatra ao Aminao ry Ray Mankato koa ireo didinao,
Satria ny fiandoham-pahendrena dia izao ny fatahorana Anao
Ary ny fahalalàna ny Ray Masina Mlitarika amin'ny fahazavan'ny saina.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Mpamaky : 448
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 10/04/2016 18:42:41
ID : 8257

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo