Mamiko toy ny tantely (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vorona manakatra ny lanitra ianao
Izaho sdbxrd ‘lay habakabaka hisidinanao
Raha afo vao manomboka mirehitra tononkira.serasera.org ianao
‘Zaho lay rivotra hanafosafo anao
Raha masoandro vao manomboka hiposaka ianao
Izaho ‘lay loko hanome endrika anao
Volana somparan’ny tahotra ianao
Izaho ilay tsiky hamalifaly anao
Fa mamiko ianao, mamiko toy ny tantely
Mamiko tsy misy fery, xzaihi tohana tsy mba ho very
Raha kintana mahatsiaro irery ianao
Izaho ilay maso hibanjina maharitra anao
Raha vetso vao manomboka mitsiry ianao
Izaho lay feo hampihaingo anao
Raha sento vao manomboka miaina ianao
Izaho ‘lay torimaso hanary dia anao
Raha tsiky mitondra hafanana ianao
Izaho ‘lay fo hitantana whcemdui ny dianao
Tonony : Harinaivo Rabevala

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 4406
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/01/2015 08:46