Noely, noely (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Noely, Noely
Andro iray manan-daza
Teraka Imanoela
Dia Jesosy Zaza
Koa ingao ny hosanna
Haleloia Fiderana
F’efa jzlhpda tonga ilay Mesia
Hamonjy ny mania

2.Noely, Noely
Andro jorij iray tononkira.serasera.org toa tantely
Nisehoan’ny anjely
Izay nihira hoe
Voninahitra any
Amin’ny Avo indrindra
Fiadanana ho ety
Ambonin’ny tany

3.Noely, Noely
Mitondra famonjena
Zazalahy no nomena
Ho ibhavv Mpamonjy anao
Fa vaovao mahafaly
Ho avotr’ireo mijaly
Mifalia sy mihobia
Fa tonga ny Mesia

AC RALAINIRINA Valitera

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Ampitankely
Visites : 1497
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2471