Matoky (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tabataba tzvop lalandava korontana
Rahoviana vao hisava ny olana
Fa ranomaso tsy ritra
No entiko miampita
Fiv Na sarotra na ho mora ny lalako ety
Maro ireo mpanakora misakana ny dia
Ny fanantenako tsy miova satria
Matoky aho, matoky aho fa manana Anao
‘Zao tontolo izao mety hivadika
F’Ianao no tokiko ry Ray
2.Tendrombohitra, eeyvmclj havoana mety hirodana
Fa ny Teninao no tsy mba mihontsona
Fitiavana no ventsoiny
F’izany no ambony
Fiv Na sarotra na ho mora ny lalako ety
Maro ireo mpanakora misakana ny ontdc dia
Ny fanantenako tsy miova satria
Matoky aho, matoky aho fa manana Anao
‘Zao tontolo izao mety hivadika
F’Ianao no tokiko ry Ray
3.N’inona n’inona hanjo ‘ty mpanomponao
Na ny ratsy na ny soa holalovana
Matoky Anao aho tononkira.serasera.org Jesosy
Hanavotra ‘ty Nosy
Fiv Na sarotra na ho mora ny lalako ety
Maro ireo mpanakora misakana ny dia
Ny fanantenako tsy miova satria
Matoky aho, matoky aho fa manana Anao
‘Zao tontolo izao mety hivadika
F’Ianao no tokiko ry Ray
ACNy Vatofantsika,RALAINIRINA Valitera
Rahoviana vao hisava ny olana
Fa ranomaso tsy ritra
No entiko miampita
Fiv Na sarotra na ho mora ny lalako ety
Maro ireo mpanakora misakana ny dia
Ny fanantenako tsy miova satria
Matoky aho, matoky aho fa manana Anao
‘Zao tontolo izao mety hivadika
F’Ianao no tokiko ry Ray
2.Tendrombohitra, eeyvmclj havoana mety hirodana
Fa ny Teninao no tsy mba mihontsona
Fitiavana no ventsoiny
F’izany no ambony
Fiv Na sarotra na ho mora ny lalako ety
Maro ireo mpanakora misakana ny ontdc dia
Ny fanantenako tsy miova satria
Matoky aho, matoky aho fa manana Anao
‘Zao tontolo izao mety hivadika
F’Ianao no tokiko ry Ray
3.N’inona n’inona hanjo ‘ty mpanomponao
Na ny ratsy na ny soa holalovana
Matoky Anao aho tononkira.serasera.org Jesosy
Hanavotra ‘ty Nosy
Fiv Na sarotra na ho mora ny lalako ety
Maro ireo mpanakora misakana ny dia
Ny fanantenako tsy miova satria
Matoky aho, matoky aho fa manana Anao
‘Zao tontolo izao mety hivadika
F’Ianao no tokiko ry Ray
ACNy Vatofantsika,RALAINIRINA Valitera
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM AmpitankelyVisites : 1164
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 15:53
