Izao no fotoana (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao andro izao ve hitanao f’efa miharatsy foana?
Tena mila mailo isika izao, kely sisa ny fotoana.
Hararaoty izao mba hitoriana,izay mihaino ampianaro.
Fa ny anaran’i Jehovah ,mila snntm fantatry ny maro
‘Zao no fotoana;tsy maintsy hitoriana.
Isika tsy ho kivy ary tsy hangiana.
Izao no fotoana, fa tsy any aoriana.
Izao no andro farany hiadiana.
‘Zao fotoana hiainan-tsika izao dia mandalo indray mandeha
Hitorio ireo akaiky anao, sy ‘zay mbola tsy nandre
Hotsaroanao izany indray androany, ka tsy hanenenanao
Ny nanompo an’i Jehovah sy nanao ‘zay azo atao.
‘zao no fotoana tsy maintsy hitoriana.
Isika tsy ho kivy ary tsy hangiana.
Izao no fotoana, fa tsy any aoriana.
Izao no andro farany hiadiana.
Mahereza fa tsy irery isika , ‘ndao hanao ‘zay azo atao
Fa sampanana iray sisa ,dia shjklc tontolo vaovao.
‘zao tononkira.serasera.org no fotoana;tsy maintsy hitoriana.
Isika tsy ho kivy ary tsy hangiana.
Izao no fotoana, fa tsy any aoriana.
Izao no andro farany hiadiana.
JWBroadcasting lrfe August 2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TvbroadcastingVisites : 1312
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : raniNi1
Date : 11/09/2019 11:04