ANDRO MALAZAN' I SELA (TARIKA SELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anio no andro malaza
Anehoana izay zava-kinasa
Sambatr'eny , tafaray samy tia
Vita voady mandra-maty , hifangia
Anio no santam-pitia
Mampitohy ireo tadim-baliha
Tsofirano ny lalan-kaleha
Fa tanora vao miana-mandeha
Hifaly aho izao, satria sitrakao
Ho kopc lamban'ankoho ,ka tsy hifandao
Hanaraka anao ,ho mandrakizay
Hiaraka isika ,ny fo mthggsj hifandray
Anio no hiandrasantsika
Ireo sakaiza tsy mahafoy any ampita
Hiara-paly sy hikorana izy ireo
Ka hitosy ary hanandra-peo
Ho tantely ka higoka ny mamy
Hasambarana hitohy sesilany
Ka ho soa izany fiarahantsika
Mandramaty dia ho fotsy botsiaka
Hifaly aho tononkira.serasera.org izao, satria sitrakao
Ho lamban'ankoho , ka tsy hifandao
Hanaraka anao qwia , ho mandrakizay
Hiaraka isika , ny fo hifandray
Tonony sy feony : HANDRINANTSOA 034 11 141 75
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TARIKA SELAVisites : 2207
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : handrinantsoa
Date : 17/11/2017 14:32
