You are here: home > Tononkira > TARIKA SELA

TAMBIN 'NY OTA (TARIKA SELA)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-sela/tambin-ny-ota-1

                                    

Rivo-mitsoka maro
No mameno ny fiainako
Fihetsika mifangaro
Tsy hita izay hanavahana azy

Mahavery  avokoa
Izao rehetra izao
Miafina izay mba marina

Ary ilay ray niamboho
Nandaha ny ho havako
Nahafoy sy niala faha

Fahafatesana no tambin 'ota natao
Fa fiainana mandraktononkira.serasera.orgizay
No hanomezam-pahasoavana

Ka n'inona n'inona hoaviko
Dia izao no mba fantatro
Hiavaka izay nanao ny soa

Tsy hanan-kihafarana
Izay naman'ny satana
Ho fay  sy hangahiahy.

Mamery avokoa
Izao rehetra izao
Miafina izay mba marina

Ary ilay Ray tsy toha
Miahy ny fiainako
Nahafoy sy nananatra.


Tonony  sy feony :  HANDRINANTSOA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TARIKA SELA
Mpamaky : 302
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : handrinantsoa
Tamin'ny : 17/11/2017 14:32:43
ID : 10168

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo