FIRAHALAHIANA (TARIKA SELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao no voary efa natao
Hiara-dalana tsy handao
Ny ory, ny mana-katao
Izay endrika fanambakana
Hialana, hasim-panovana
Ny tombontsoa iraisana no aloha
Tsy hafa fihaviana
Satria fianankaviana
Ka iray , ka iray, iray no jgobfi nipohirana
Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay
Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho Hamonjy ysmqn izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay
Anio kosa indray
Hasandrantsika ho iray
Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay
Ianao hitsabo ahy raha marary
Izaho hamonjy izay mijaly
Fitiavana hampiray
No tsy ampy hatrizay
Anio kosa inqeum indray
Hasandrantsika ho iray
tononkira.serasera.org
Tonony sy feony : HANDRINANTSOA 034 11 141 75
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TARIKA SELAVisites : 2138
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : handrinantsoa
Date : 17/11/2017 14:35
