Diniho sy saino (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diniho sy saino ny ho avinao ra olombelona
Ny andronao mandalo ihany sy miserana
maro anie ireo toa anao fa efa lasa vovoka
Satria isika olombelona mandova ozona
Ref :Fantatrao ve fa akaiky anao qkyghyqd ny farany
Mihantanteraka ireo fdaeterv famantarana nambarany
Miomana dieny ity mba tsy hanenina
Ndrao hirehitra ianao ka dia himenomenona
Fidio aloha izay tinao
Tanterao izay sitrakao
tsarovy anefa fa mandalo izao tontolo izao
Iza no hianteherana sy ho fikirina
Hamelombelona ny saina hitondra filaminana
Ny harena endrika amam-bika tsy azonao ho tanana
Raha tonga ny tononkira.serasera.org fotoana ka ny andronao hifarana
Ref : Fantatrao ve fa akaiky anao ny farany
Mihantanteraka ireo famantarana nambarany

tsarovy anefa fa mandalo knuz izao tontolo izao
Raha ny zava misy hatramin'izao dia izao no fantrao
Tany fiadiana ety fa tsy mba fitsaharana
Ilay ho avy no antenaina mba ho tsara lavitra
Izay omen'ny tokana avy any an-danitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny FanevaVisites : 244
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 23/05/2025 14:50